Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 11:15 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Jehovah handritra ny sakeli-dranomasina Egyptiana ary haninjitra ny tànany amin'ny ony ka hamely azy amin'ny rivony mahamay Ka hampisaraka azy hisampana fito Ary hahatafita ny olona tsy miala kapa.

Vakio ny toko manontolo Isaia 11

Jereo Isaia 11:15 amin'ny teny manodidina.