Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 10:4 Malagasy Bible (MG1865)

Tsy misy azony atao afa-tsy ny mihohoka voatsindrin'ny mpifatotra sy ny lavo voatsindrin'ny voavono. Kanefa, na dia izany rehetra izany aza, dia tsy mbola afaka ihany ny fahatezerany, Fa mbola mihinjitra ihany ny tànany.

Vakio ny toko manontolo Isaia 10

Jereo Isaia 10:4 amin'ny teny manodidina.