Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 10:20 Malagasy Bible (MG1865)

Ary amin'izany andro izany ny Isiraely sisa, izay tsy ringana amin'ny taranak'i Jakoba, dia tsy hiankina amin'izay namely azy intsony; Fa Jehovah, Iray Masin'ny Isiraely, ihany no hiankinany marina tokoa.

Vakio ny toko manontolo Isaia 10

Jereo Isaia 10:20 amin'ny teny manodidina.