Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 10:15 Malagasy Bible (MG1865)

Ny famaky va hirehareha amin'izay mikapa aminy? Ny tsofa va hiavonavona amin'izay manatsofa aminy? Toy ny tsorakazo, raha manetsika izay manainga azy! Ary toy ny tehina, raha manandratra ny tompony!

Vakio ny toko manontolo Isaia 10

Jereo Isaia 10:15 amin'ny teny manodidina.