Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 10:12 Malagasy Bible (MG1865)

Kanefa rehefa vitan'ny Tompo ny asany rehetra ao an-tendrombohitra Ziona sy Jerosalema, dia hovaliany kosa ny vokatry ny fiavonavonan'ny fon'ny mpanjakan'i Asyria sy ny reharehan'ny fiandranandran'ny masony;

Vakio ny toko manontolo Isaia 10

Jereo Isaia 10:12 amin'ny teny manodidina.