Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 1:26 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hampodiko ho toy ny teo aloha ny mpitsaranao, Ary ny mpanolo-tsainao ho toy ny tamin'ny voalohany; Ary rehefa afaka izany, ianao dia hantsoina hoe: Tanànan'ny fahamarinana, Tanàna mahatoky.

Vakio ny toko manontolo Isaia 1

Jereo Isaia 1:26 amin'ny teny manodidina.