Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Hosea 8:13 Malagasy Bible (MG1865)

Mamono zavatra hatao fanatitra ho Ahy izy, eny, mihinana ny henan'izany, nefa tsy sitrak'i Jehovah izany; Ankehitriny dia hotsarovany ny fahotany, ary hovaliany ny helony; Eny, izy ireny dia hiverina ho any Egypta.

Vakio ny toko manontolo Hosea 8

Jereo Hosea 8:13 amin'ny teny manodidina.