Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Hosea 7:4 Malagasy Bible (MG1865)

Samy mpaka vadin'olona avokoa izy rehetra ka toy ny fatana voafanan'ny mpanendy mofo, izay mitsahatra tsy misorona afo hatramin'ny ametafetany ny koba ka ambara-pitombony.

Vakio ny toko manontolo Hosea 7

Jereo Hosea 7:4 amin'ny teny manodidina.