Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Hosea 6:3 Malagasy Bible (MG1865)

Dia aoka hahalala, eny, aoka hiezaka hahalala an'i Jehovah isika; Mahatoky toy ny maraina ny fiposahany, dia ho avy amintsika toy ny ranonorana mivatravatra Izy, sy toy ny fara orana izay mahavonto ny tany.

Vakio ny toko manontolo Hosea 6

Jereo Hosea 6:3 amin'ny teny manodidina.