Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Hosea 4:1 Malagasy Bible (MG1865)

Mihainoa ny tenin'i Jehovah, ianareo Zanak'Isiraely! Fa Jehovah manana ady amin'ny mponina amin'ny tany, satria tsy misy fahamarinana, na fitiavana, na fahalalana an'Andriamanitra eo amin'ny tany,

Vakio ny toko manontolo Hosea 4

Jereo Hosea 4:1 amin'ny teny manodidina.