Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Hosea 2:9 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hiezaka hanenjika ireo lehilahiny izy, nefa tsy hahatratra azy; Eny, hitady ireo izy, nefa tsy hahita; Dia hanao hoe izy: Handeha hody amin'ny vadiko taloha aho; Fa niadana aho tamin'izay noho ny ankehitriny.

Vakio ny toko manontolo Hosea 2

Jereo Hosea 2:9 amin'ny teny manodidina.