Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Hosea 2:7 Malagasy Bible (MG1865)

Fa efa nijangajanga ny reniny, eny, ilay torontoronina azy efa nanao izay mahamenatra; Fa hoy izy: Hanaraka ireo lehilahiko ihany aho, Izay manome ahy ny hanin-kohaniko sy ny rano hosotroiko, sy ny volon'ondriko sy ny rongoniko sy ny diloiloko ary ny fisotroko.

Vakio ny toko manontolo Hosea 2

Jereo Hosea 2:7 amin'ny teny manodidina.