Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Hosea 14:1 Malagasy Bible (MG1865)

Hovaliana Samaria noho ny helony, Fa niodina tamin'Andriamaniny izy; Ho lavon-tsabatra izy, ny zanany madinika hotorotoroina, ary izay bevohoka eo aminy hotatahana.

Vakio ny toko manontolo Hosea 14

Jereo Hosea 14:1 amin'ny teny manodidina.