Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Hosea 13:4 Malagasy Bible (MG1865)

Fa Izaho no Jehovah Andriamanitrao hatrany amin'ny tany Egypta, ary tsy mahalala Andriamanitra afa-tsy Izaho ianao, sady tsy misy mpamonjy afa-tsy Izaho.

Vakio ny toko manontolo Hosea 13

Jereo Hosea 13:4 amin'ny teny manodidina.