Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Hosea 13:13 Malagasy Bible (MG1865)

Fanaintainana tahaka ny vehivavy raha miteraka no mahazo azy; Zazalahy tsy hendry izy, fa raha tonga ny fotoana, dia tsy mba mandroso ho eo amin'ny fiterahan-jaza izy.

Vakio ny toko manontolo Hosea 13

Jereo Hosea 13:13 amin'ny teny manodidina.