Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Hosea 12:2 Malagasy Bible (MG1865)

Efraima homan-drivotra sady manenjika ny rivotra avy any atsinanana, mandritra ny andro dia ataony betsaka ny lainga sy ny fandozana; Manao fanekena amin'ny Asyriana izy, ary diloilo no entina ho any Egypta.

Vakio ny toko manontolo Hosea 12

Jereo Hosea 12:2 amin'ny teny manodidina.