Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Hosea 12:12 Malagasy Bible (MG1865)

Raha tena heloka Gileada, dia ho tonga zava-poana tokoa izy; Tany Gilgala no namonoany omby betsaka ho fanatitra, koa ny alitarany dia ho toy ny korontam-bato eny am-bavasa any an-tsaha.

Vakio ny toko manontolo Hosea 12

Jereo Hosea 12:12 amin'ny teny manodidina.