Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Hosea 11:2 Malagasy Bible (MG1865)

Nony nisy niantso azy, dia vao mainka nandositra ireny izy; Ho an'ireo Bala kosa no amonoany zavatra hatao fanatitra, ary ho an'ny sarin-javatra voasokitra no andoroany ditin-kazo manitra.

Vakio ny toko manontolo Hosea 11

Jereo Hosea 11:2 amin'ny teny manodidina.