Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Hagay 2:23 Malagasy Bible (MG1865)

Amin'izany andro izany, hoy Jehovah, Tompon'ny maro, dia horaisiko ianao, ry Zerobabela mpanompoko, zanak'i Sealtiela, hoy Jehovah, ka hataoko toy ny fanombohan-kase ianao; fa efa nifidy anao Aho, hoy Jehovah, Tompon'ny maro.

Vakio ny toko manontolo Hagay 2

Jereo Hagay 2:23 amin'ny teny manodidina.