Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Hagay 1:1-3 Malagasy Bible (MG1865)

1. Tamin'ny andro voalohany tamin'ny volana fahenina tamin'ny taona faharoa nanjakan'i Dariosa mpanjaka no nahatongavan'ny tenin'i Jehovah nentin'i Hagay mpaminany tamin'i Zerobabela, zanak'i Sealtiela, governora tany Joda, sy tamin'i Josoa, zanak'i Jozadaka, mpisoronabe, nanao hoe:

2. Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro: Ity firenena ity nanao hoe: Tsy mbola tonga ny andro tokony hihaviana hanaovana ny tranon'i Jehovah.

3. Dia tonga ny tenin'i Jehovah nentin'i Hagay mpaminany nanao hoe:

Vakio ny toko manontolo Hagay 1