Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Habakoka 3:3 Malagasy Bible (MG1865)

Tamy avy any Temana Andriamanitra, Dia ny iray Masina avy any an-tendrombohitra Parana. [Sela] Manarona ny lanitra ny voninahiny, Ary manenika ny tany ny fiderana Azy.

Vakio ny toko manontolo Habakoka 3

Jereo Habakoka 3:3 amin'ny teny manodidina.