Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 9:11 Malagasy Bible (MG1865)

Dia aoriko ny fanekeko aminareo, ka tsy haringako amin'ny safo-drano intsony ny nofo rehetra, ary tsy hisy safo-drano hanimba ny tany intsony.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 9

Jereo Genesisy 9:11 amin'ny teny manodidina.