Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 7:11 Malagasy Bible (MG1865)

Tamin'ny andro fahafito ambin'ny folo tamin'ny volana faharoa tamin'ny fahenin-jato taona niainan'i Noa, tamin'izany andro izany dia nipoitra ny loharano rehetra amin'ny lalina lehibe, ary nivoha ny varavaran'ny lanitra.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 7

Jereo Genesisy 7:11 amin'ny teny manodidina.