Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 6:4 Malagasy Bible (MG1865)

Ny Nefilima nitoetra tambonin'ny tany tamin'izany andro izany, sy taorian'izany koa, raha nivady tamin'ny zanakavavin'ny olona ny zanak'Andriamanitra, ka niterahany; ireo no ilay olo-mahery hatrizay ela izay, dia ny lehilahy nanan-daza.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 6

Jereo Genesisy 6:4 amin'ny teny manodidina.