Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 6:16 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hasianao fidiran'ny mazava ny sambo-fiara, ary amin'ny hakiho iray no hahavitanao azy hatreo ambony; ary hasianao varavarana ny rindrin'ny sambo-fiara ; hataonao efitra telo mifanongoa izy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 6

Jereo Genesisy 6:16 amin'ny teny manodidina.