Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 6:13 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hoy Andriamanitra tamin'i Noa: Ny faran'ny nofo rehetra efa mby eto anatrehako, satria efa heni-doza ny tany noho ny amin'olona, ka, indro, efa handringana azy mbamin'ny tany Aho.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 6

Jereo Genesisy 6:13 amin'ny teny manodidina.