Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 5:29 Malagasy Bible (MG1865)

ary ny anarany nataony hoe Noa, fa hoy izy: Ity no hampionona antsika amin'ny asantsika sy ny fisasaran'ny tanantsika noho ny tany izay voaozon'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 5

Jereo Genesisy 5:29 amin'ny teny manodidina.