Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 49:29 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nanafatra azy izy ka nanao taminy hoe: Izaho efa madiva hangonina ho any amin'ny razako; aleveno ao amin'ny razako aho, dia ao anatin'ny zohy izay any amin'ny sahan'i Efrona Hetita,

Vakio ny toko manontolo Genesisy 49

Jereo Genesisy 49:29 amin'ny teny manodidina.