Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 48:21 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy Isiraely tamin'i Josefa: Indro, ho faty aho, nefa Andriamanitra homba anareo ka hampody anareo indray ho any amin'ny tanindrazanareo.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 48

Jereo Genesisy 48:21 amin'ny teny manodidina.