Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 47:26 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nataon'i Josefa ho lalana tany amin'ny tany Egypta mandraka androany izany; fa ho an'i Farao ny ampahadiminy; fa ny tanin'ny mpisorona ihany no tsy mba lasan'i Farao.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 47

Jereo Genesisy 47:26 amin'ny teny manodidina.