Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 47:1 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Josefa nankao amin'i Farao ka nilaza taminy hoe: Ny raiko sy ny rahalahiko ary ny ondry aman'osiny sy ny ombiny mbamin'izay rehetra ananany dia efa tonga avy tany amin'ny tany Kanana; ka, indreo, ao amin'ny tany Gosena izy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 47

Jereo Genesisy 47:1 amin'ny teny manodidina.