Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 46:5 Malagasy Bible (MG1865)

Dia niainga Jakoba ka niala tao Beri-sheba; ary ny zanak'Isiraely nitondra an'i Jakoba rainy sy ny zanany madinika ary ny vadiny teo anatin'ny sariety, izay efa nampitondrain'i Farao hitondrana azy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 46

Jereo Genesisy 46:5 amin'ny teny manodidina.