Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 45:26 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nilaza taminy izy ka nanao hoe: Mbola velona ihany Josefa, ary izy no mpanapaka ny tany Egypta rehetra, kanefa nangatsiaka ihany ny fon'i Jakoba, fa tsy nino azy izy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 45

Jereo Genesisy 45:26 amin'ny teny manodidina.