Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 45:1 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Josefa tsy nahatsindry ny fangorakoraky ny fony intsony teo anatrehan'izay rehetra teo aminy; dia niantso izy ka nanao hoe: Avoahy ny olona rehetra hiala eto amiko. Ary dia tsy nisy olona na dia iray aza nijanona teo amin'i Josefa, raha nanao izay hahafantaran'ny rahalahiny azy izy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 45

Jereo Genesisy 45:1 amin'ny teny manodidina.