Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 44:18 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nanatona azy Joda ka nanao hoe: Mba henoy kely aho, tompokolahy, aoka ny mpanomponao handaha-teny kely eto anatrehan'itompokolahy, ary aoka tsy mba hirehitra amin'ny mpanomponao ny fahatezeranao; fa tahaka an'i Farao ianao.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 44

Jereo Genesisy 44:18 amin'ny teny manodidina.