Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 43:32 Malagasy Bible (MG1865)

Dia narosony mitokana ny ho an'i Josefa, ary mitokana ny ho an'ny rahalahiny, ary mitokana koa ny ho an'ny Egyptiana izay nihinana teo aminy, satria ny Egyptiana tsy mahazo miara-komana amin'ny Hebreo, fa fahavetavetana amin'ny Egyptiana izany.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 43

Jereo Genesisy 43:32 amin'ny teny manodidina.