Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 43:29 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Josefa nanopy ny masony ka nahita an'i Benjamina rahalahiny, zanakalahin'ny reniny, dia hoy izy: Io va no zandrinareo faralahy, izay nolazainareo tamiko? Sady hoy koa izy: Andriamanitra anie hanisy soa anao, anaka

Vakio ny toko manontolo Genesisy 43

Jereo Genesisy 43:29 amin'ny teny manodidina.