Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 42:21 Malagasy Bible (MG1865)

Dia niresaka hoe izy: Efa meloka tokoa isika noho ny amin'ny rahalahintsika, satria nahita ny fahorian'ny fanahiny isika, raha nitaraina tamintsika izy, nefa tsy mba nihaino isika; koa izany no nahatongavan'izao fahoriana izao amintsika.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 42

Jereo Genesisy 42:21 amin'ny teny manodidina.