Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 41:5 Malagasy Bible (MG1865)

Ary natory indray izy ka nanonofy fanindroany; ary, indro, nisy salohim-bary fito niseho tamin'ny tahony iray, sady vokatra no tsara.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 41

Jereo Genesisy 41:5 amin'ny teny manodidina.