Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 41:46 Malagasy Bible (MG1865)

Ary efa telo-polo taona Josefa, raha niseho teo anatrehan'i Farao, mpanjakan'i Egypta. Dia niala teo anatrehan'i Farao Josefa ka nandeha nitety ny tany Egypta rehetra.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 41

Jereo Genesisy 41:46 amin'ny teny manodidina.