Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 41:39 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy koa Farao tamin'i Josefa: Satria efa nampahafantarin'Andriamanitra anao izany rehetra izany, dia tsy misy lehilahy manan-tsaina sady hendry tahaka anao;

Vakio ny toko manontolo Genesisy 41

Jereo Genesisy 41:39 amin'ny teny manodidina.