Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 41:36 Malagasy Bible (MG1865)

Ary aoka izany hanina izany hotehirizina ao amin'ny tany ho amin'ny fito taona mosarena, izay ho tonga amin'ny tany Egypta, mba tsy ho simban'ny mosary ny tany.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 41

Jereo Genesisy 41:36 amin'ny teny manodidina.