Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 41:10 Malagasy Bible (MG1865)

Farao dia tezitra tamin'ny mpanompony ka nanao ahy tao an-trano-maizina tao anatin'ny tranon'ny mpifehy ny mpiambina, dia izaho sy ilay lehiben'ny mpanao mofo.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 41

Jereo Genesisy 41:10 amin'ny teny manodidina.