Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 40:5 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nanonofy izy roa lahy indray alina, dia ilay mpitondra kapoaka sy ilay mpanao mofon'ny mpanjakan'i Egypta, izay nifatotra tao amin'ny trano-maizina, ka samy nanana ny nofiny araka ny hevitry ny nofiny avy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 40

Jereo Genesisy 40:5 amin'ny teny manodidina.