Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 40:21 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny lehiben'ny mpitondra kapoaka dia nampodiny tamin'ny fitondrany kapoaka indray, ka dia nanolotra ny kapoaka ho eo an-tànan'i Farao izy;

Vakio ny toko manontolo Genesisy 40

Jereo Genesisy 40:21 amin'ny teny manodidina.