Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 40:19 Malagasy Bible (MG1865)

Ato anatin'ny hateloana dia hasandratr'i Farao ho afaka aminao ny lohanao, (ka hahantony amin'ny hazo ianao) dia hohanin'ny vorona ny nofonao.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 40

Jereo Genesisy 40:19 amin'ny teny manodidina.