Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 40:11 Malagasy Bible (MG1865)

Ary teny an-tanako ny kapoakan'i Farao; dia nalaiko ny voaloboka ka nofiazako ho ao amin'ny kapoakan'i Farao, dia natolotro teo an-tànan'i Farao ny Kapoaka.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 40

Jereo Genesisy 40:11 amin'ny teny manodidina.