Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 4:25 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Adama nahalala ny vadiny indray, ka dia niteraka zazalahy ravehivavy; ary ny anarany nataony hoe Seta; fa Andriamanitra, hoy izy, efa nanome ahy zanaka anankiray koa ho solon'i Abela, satria novonoin'i Kaina izy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 4

Jereo Genesisy 4:25 amin'ny teny manodidina.