Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 4:11 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ankehitriny dia voaozona ianao hiala amin'ny tany onenana, izay nivava hitelina ny ran'ny rahalahinao nalatsaky ny tananao.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 4

Jereo Genesisy 4:11 amin'ny teny manodidina.