Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 38:24 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa afaka tokony ho telo volana, dia nisy nanambara tamin'i Joda hoe: Efa nijangajanga Tamara vinantovavinao; ka indro, efa manan'anaka tamin'ny fijangajangana izy. Dia hoy Joda: Avoahy izy hodorana.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 38

Jereo Genesisy 38:24 amin'ny teny manodidina.